Top Search

LyricsCopy.com

Eto aho

by Mirado

lyricscopy.com
Matoa, tsy mahaloa-peo aho
Mitazona mafy ny tananao aho
Dia mangovitra toy izao

Matoa ny manganohano
No anambarako ny ato am-poko
Tena resy aho natako ataoko izao

Matao manao ny tsy fanao aho
Efa hita tsy mety, voatery
Fa tiako loatra ianao


Eto aho,
Tsy avelako eto ianao
Raha tsy mandoro ny fonao
Ilay afo tsy zaka anatiko ao

OOoohh

Eto aho,
Miboredika toy ny adaladala
Tsy aiko fehezina, afenina
Fa tiako loatra ianao


Inty aho,
Tsy misy hoa nahaona fa dia izay
Lazaiko fa tiako eny tena tiako
Lazaiko indray anao

Tia aho,
Sanatria ny ananihany anao
Raha tsy maintsy ho eny izao anio izao
Dia ho iray ihany izaho sy ianao


Eto aho,
Tsy avelako eto ianao
Raha tsy efa ao anatinao
Ilay afo tsy zaka anatiko ao

OOoohh

Eto aho,
Miboredika toy ny adaladala
Tsy aiko fehezina, afenina
Fa tiako loatra ianao


Eto aho,
Tsy avelako eto ianao

OOooooohhh
YeeehhYeeehh
OOOoohh

Eto aho,
Miboredika toy ny adaladala
Tsy aiko fehezina, afenina
Fa tiako loatra ianao

OOooh Lazao ahy e!!
Tsy maintsy ho ahy e!!
Ianaooo
Browse Artists :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoke : Backing tracks & videos - Karaoké files

Karaoke Fun !