Top Search

LyricsCopy.com

Ento aty

by Nônô

lyricscopy.com
Ento aty - Nônô



Tsy ilaina akory ny mitomany
Tsy ilaina akory ny manontany
Fa tsy hisy iray mety hiaino anao

Raha mihamavesatra ny adi-tsaina
Mivangongo mila hanapaka aina
Havalony hatreo dia aoka hijanona

Refrain :
Ento aty, eny ento aty
Angony dia atolory ahy
Fa ho ataontsika hira dia ho potika

Nahoana no hamindro, hamindro lava izao
Tsy voahozina hiafy ianao
Fa be ny zavatra efa diso tety

Tsy ilaina akory ny mimenomenona
Tsy ilaina akory ny mipenipenina
Fa be ny zavatra efa diso tety
Browse Artists :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoke : Backing tracks & videos - Karaoké files

Karaoke Fun !