Top Search

LyricsCopy.com

Sedrantsika

by Francis Andriamitantsoa

lyricscopy.com
Nan´T Jay ft Colombes & Francis
Prod by Nan´T Jay
Auteur: Andriamitantsoa Francis
contact: 033 79 956 32 / 033 82 719 02

Lyrics
IREO SEDRANTSIKA
Efa taona eo zay ´lay fotoana niarahana
niainana adiady, niainana hasambarana
ianao no fihantako sy izarako izay manjo
ny antony dia satria ianao no tompon´ity fo...

Taona maromaro tena nifankahalalana
na tamin´ny fahendrena; na tamin´ny adalàna
ianao mahalala ahy; ´zaho mahalala anao
tsy misy miafina intsony izay rehetra atao...

REF.
Ny antony dia satria
isika roa samy tia
tiako ianao, tiako iano, tiako ianao
dia mbola ampiako indray fa tena tiako ianao
Hatram´zay, ka hatram´zao

teo ireo nialona sy nandrava antsika
saika hamono ´ty masoandro
masoandro mibaliaka
niady ireo nandrava izay voaorina
isika kosa nanamafy ´ty fototra mafy orina

Hatrany ampiandohana dia maro ireo nisakana
niady mafy ireo isika tsy hitambatra
koa niezaka isika handresy ireo sedra
sedra tena mafy......"Malala a! ao moa lesy mahereza a!"


Inter...
Tsaroako ilay fotoana nifankahalalana
tsy nisy sahy niteny fa samy nihanahana
fotoana fohy tsy nieritreretina
niteraka hafanana ary koa fahafinaretana

Auteur: Francis Andriamitantsoa
Browse Artists :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoke : Backing tracks & videos - Karaoké files

Karaoke Fun !