Top Search

LyricsCopy.com

Fiandohana

by Mage 4

lyricscopy.com
fiandohana - Mage 4

indro tonga ny andro iray hilazan´ny Ray
mba hisin´ny hazavana @izao tontolo izao
namoronany ny masoandro izay hitondra hafanana
sy handrava ireo maloka nisy hatrizay

ref:
´lay hazavana avy Aminao
no entinay miaina ety
isaoranay
ny Anaranao dera sy laza ho Anao

izay rehetra nohariny izay dia tsara avokoa
manambara fa lafatra tokoa Izy Ray
ny fahasoavany harotsany foana ho antsika rehetra
be fitiavana tokoa izay Mpahary izay
Browse Artists :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoke : Backing tracks & videos - Karaoké files

Karaoke Fun !