Top Search

LyricsCopy.com

Fitiavana

by Mage 4

lyricscopy.com
Fitiavana - Mage 4

Ahitsio Raha vahotra aho ela izay
Tsy niala ao anatiko ao Ireo teny novolenao
Voafafinao hatrizay Ilay irery aho tsy afa-nania
Satria tia te hiara-dia Nafeniko anao ilay foko tia
Voafatotrao hatrizay Niafina irery ho anao
Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe
Mangetaheta anao aho Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
Tsisy ohatranao raha ny ety Feno fitiavana ao am-poko ao
Tsy misy toerana intsony Rakotra tantely tsy hay hidirana
Itoeran´ny mamy ho anao Toy ny masoandroko ianao
Tsy handao ny androm-piainako Hery sy hafanana ho ahy
Osa aho raha lavitra anao
Manam-pinoana aho anio (manantena aho f´izao)
Fefy no iombonana (Ilay faniriana ho hatrizay)
Ilay fonao mamiko aty (Fantatrao fa)
Tena feno ny fitia (tsy sahy niteny aho satria) Satria voaloham-pitia
Niafy aho tsy sahy ny niteny hoe Mangetaheta anao aho
Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe Tsy misy ohatranao raha ny ety
Feno fitiavana ao am-poko ao Tsy misy toerana intsony
Rakotra tantely tsy hay hidirana Toerana mamy ho anao
Browse Artists :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoke : Backing tracks & videos - Karaoké files

Karaoke Fun !