Top Search

LyricsCopy.com

Tsy iteny aho

by Mage 4

lyricscopy.com
Tsy hiteny aho - Mage 4

Lazao ahy nahoana isika
No niezaka handainga foana
Milaza samu hoe mangatsika
Tsy tsara intsony ny mihaona
Hazavao indray f´izay no tsara ho antsika
Hazavao ahy fa tsy azoko intsony
Itantarao lainga aho mba ho vita any
Fa raha ny foko tsy hitony
F´izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao
Fa raha ny amiko hatrizay
Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny
Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao
Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana
Lazao ahy fa efa ritra
Tsy misy intsony ilay fitia
Lazao ahy fa anjaran-tsika
Ny hisampana ny dia
Hazavao indray fa izay no tsara ho antsika
Lazao avokoa izay esona rehetra
Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra
Browse Artists :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoke : Backing tracks & videos - Karaoké files

Karaoke Fun !